|
|
|
|

Entry (1/3)1  sisika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Explanations in English  4  [1.7] forced in between
Explanations in French  5  [1.8] qu'on pousse et insère entre des choses
Morphology 
6  Simple :
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  tsolotra, gaka, kolikoly
Compound words 

Entry (2/3)16  sisika
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
Vocabulary  19  Linguistics
Synonyms  20  tsofoka

Entry (3/3)21  sisika
Part of speech  22  noun
Explanations in French  23  [1.13] blanc de casse
Vocabulary  24  Economy: printing, drawing
Compound words 

Anagrams  30  asisik, kisasy, sisika

Updated on 2023/06/19