|
|
|
|

Entry (1/4)1  fanahy (hahy)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1]

Entry (2/4)4  fanahy (ahy)
Part of speech  5  noun
Vocabulary  6  Philosophy
Explanations in Malagasy  7  Fomba entina manahy [1.1]
8  Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango [1.1]
9  Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona. [1.1]
10  Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany. [1.1]
11  Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika. [1.1]
12  Toetra: Manao fanahin-jaza. [1.1]
13  Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1]
Explanations in English  14  The mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2]
15  The spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7]
Explanations in French  16  Esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8]
Examples  17  Toetra no lazaina hoe fanahy eto. [1.316#]
18  Fa misy fanahy handalana, Re lahy! [2.69#]
19  Fanandratana ny fanahy maha-olona. [1.317#]
Morphology 
20  Simple :
21  Prefixed :
Synonyms  22  iniana, nahy, satry
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  40  Proverbs containing the word fanahy
Article  41  Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4)42  fañahy
Part of speech  43  noun
Explanations in Malagasy  44  Fitaka [1.78]
Morphology 
45  Simple :
46  Prefixed :

Entry (4/4)47  Fanahy
Part of speech  48  name (biblical)
Vocabulary  49  Holy Scriptures
Examples  50  Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy [2.996]
Tables and plates  51  Full list

Anagrams  52  fahany, fanahy

Updated on 2023/06/16