Entry (1/2) | 1 zara |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Mathematics: arithmetic |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo [1.1] 5 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? [1.1] 6 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1] |
Explanations in English |
7 A lot, a share [1.7] 8 A division [1.7] |
Explanations in French |
9 Part, lot; partage [1.8] 10 Division, quotient [1.13] |
Examples |
11 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69] 12 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word zara |
Entry (2/2) | 30 Zara |
Part of speech | 31 name (biblical) |
Vocabulary |
32 Holy Scriptures |
Explanations in English |
33 Zerah [2.996] |
Explanations in French |
34 Zérah [2.996] |
Examples |
35 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996] |
Synonyms | 36 zera, zera |
Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Zara |
Tables and plates |
38 Full list |
Article |
39 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
Anagrams | 40 raza, zara |
Updated on 2023/06/15 |