Entry | abosy | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony Famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy Fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Other spellings | abony ~ ambosy | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |