Entry | 1 akoho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely) Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany |
Explanations in English |
4 [1.2] the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] 5 [1.7] a chicken |
Explanations in French |
6 [1.54] poule 7 [1.8] poulet 8 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho] coq, poule |
Examples |
9 "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [2.293] 10 Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472] 11 sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano [2.131] |
Vocabulary |
12 Zoology: birds |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 85 Proverbs containing the word akoho |
Anagrams | 86 akoho, haoko, hokoa |
Updated on 2023/07/14 |