Entry (1/3) | 1 avona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko |
Explanations in English |
4 [1.2] pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. |
Examples |
5 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#] 6 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 7 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 8 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 14 avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word avona |
Entry (2/3) | 21 avona |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Akalam-bay, votoatiny |
Explanations in English |
24 [1.2] the core of boils. (Prov.) See akalana. |
Explanations in French |
25 [1.19] [Tankarana]
bourbillon des furoncles. |
Vocabulary |
26 Health |
Entry (3/3) | 27 avona |
Root | 28 vona |
Part of speech | 29 passive verb |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io |
Morphology |
|
Anagrams | 35 anova, aovan, avaon, avona, naavo, naova, navao, navoa, ôvana, ovana, vaona, vaoña, voana |
Updated on 2023/05/22 |