|
|
|
|

Entry (1/3)1  faty
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
4  Health
Explanations in Malagasy  5  Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao 6  Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1]
Explanations in English  7  a corpse, death [1.2]8  a corpse [1.7]
Explanations in French  9  un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) 10  un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) 11  un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) 12  signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3]13  cadavre [1.8]
Examples  14  hazo va aho ka ho faty mahitsy? [2.131]
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  unkLabel:5av: :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  36  Proverbs containing the word faty

Entry (2/3)37  faty
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1]
Explanations in French  40  perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3]

Entry (3/3)41  faty
Part of speech  42  noun
Vocabulary  43  Botany
Explanations in French  44  (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [Sakalava] [1.196]

Anagrams  45  faty, tafy

Updated on 2023/05/25