|
|
|
|

Entry1  mandrakizay
Elementary words  2  mandraka, izay
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho
Explanations in English  5  [1.7] forever
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] éternellement
7  [1.8] à tout jamais
Examples  8  Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
9  ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
10  - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
11  Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
Vocabulary  12  Time
Synonyms  13  mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria
Analogs  14  doria, alaovalo, antaranoana
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mandrakizay

Updated on 2023/06/04