Entry |
marina
(arina)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
|
Explanations in English | Level; true; just, right [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | De niveau; juste, vrai [1.3, 1.8]
|
| D'aplomb, droit [1.3]
|
| Aplani, mis de niveau [1.196]
|
Examples |
1 | Tsy hita ihany izy ity izay marina
[2.4]
|
2 | Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
marina,
marin-,
marim- |
Imperative : |
marèna, marìna |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
marìna
(arina)
|
Part of speech | imperative of adjective marina
|
Other spellings |
|
Entry |
mariña
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Hendry, mipetraka tsara [1.78]
|
|
Entry |
marina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo, Merina]
Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé.
[1.196]
|
Scientific name | Acalypha spachiana |
Vocabulary |
|