|
|
|
|

Entry (1/2)1  mimenomenona (menomenona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra [1.1]
Examples  4  Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Analogs  9  mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona

Entry (2/2)10  mimenomenòna (menomenona)
Part of speech  11  imperative of active verb mimenomenona
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Tables and plates  13  All the active imperatives

Anagrams  14  mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona, mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona

Updated on 2023/03/02