Entry (1/3) | 1 orana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana [1.1] 4 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1] |
Explanations in English |
5 Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.] [1.2] 6 Rain [1.7] |
Explanations in French |
7 Pluie [1.8] |
Examples |
8 Midona ny orana any Ankaratra [2.131] |
Vocabulary |
9 Meteorology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 13 ranonorana |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word orana |
Entry (2/3) | 19 orana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 25 orana |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 patsa [Tanosy]
[1.78] 28 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny [1.1] |
Explanations in English |
29 the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.] [1.2] 30 a shrimp [1.7] |
Explanations in French |
31 écrevisse [1.8] |
Examples |
32 Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324] |
Vocabulary |
33 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles | 43 Fitiavana Tanindrazana Fozaorana ( ) |
Proverbs | 44 Proverbs containing the word orana |
Anagrams | 45 anaro, anora, aoran, arano, aroña, arona, naora, narao, naroa, orana, ranao, raona, roaña |
Updated on 2023/08/03 |