Entry |
sitrana
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
[1.1]
|
Explanations in English | Healed, recovered from illness [1.7]
|
Explanations in French | Guéri, rétabli [1.3]
|
| Guéri, rétabli après une maladie [1.8]
|
Examples | Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana.
[2.472]
|
Morphology |
Simple : |
sitrana,
sitran',
sitran- |
Imperative : |
sitràna |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
sitràna
|
Part of speech | imperative of adjective sitrana
|
Explanations in French | Soyez guéri [1.3]
|
Examples | Sitràna soa aman-tsara
[1.1]
|
|