|
|
|
|

Entry (1/3)1  tsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy

Entry (2/3)4  tsika
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)14  -tsika
Part of speech  15  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] isika
17  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa?
Explanations in English  18  [1.2] Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay#mg.pn.
When added to passive and relative verbs ending in -na, the a of the verb is rejected and the two n's coalesce.
Raintsika [ray, a father]. Our father.
Lazaintsika [lazaina]. Told by us.
When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected and also the n of the pronoun. Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet.
19  [1.7] Ours; by us (inclusive)
Explanations in French  20  [1.3] Notre, nos, de nous, par nous. Ny lovantsika: notre héritage. Matintsika: tué par nous. Ambanintsika: au-dessous de nous.
21  [1.5] De nous, par nous (inclusif). Notre, nos.
22  [1.8] À nous, notre, par nous (inclusif).
Analogs  23  ntsika, isika, antsika
Tables and plates  24  All the pronouns

Anagrams  25  atsik, kista, taksy, tsaky, -tsika, tsika

Updated on 2023/09/10