Entry | 1 vorona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. |
Explanations in English |
4 [1.7] a bird, esp. waterfowl |
Explanations in French |
5 [1.54, 1.8, 1.13] oiseau |
Examples |
6 Eny andrefan-tranonay misy vorona roa mangamanga [2.131] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) 8 Zoology: birds |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 78 Ilay Vorona Mena (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 79 Proverbs containing the word vorona |
Anagrams | 80 norova, vorona |
Updated on 2023/06/03 |