Index |
|
|
|
Proverbs : ambolo
|
|
|
Proverb 1 | Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana. [1.1 #63, 2.558 #181]
Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy ibitabitahana. [2.165 #854]
|
Malagasy interpretation | Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [1.1 #63]
|
French translation | Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [2.165 #854]
|
|
|
Proverb 2 | Raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso [2.470]
|
|
|
Proverb 3 | Maro ny valala, fa ny ambolo no tsara soratra. [2.415 #5100]
|
French translation | Nombreuses sont les sauterelles, mais c' est la sauterelle ambolo qui a de belles couleurs. [2.415]
|
French interpretation | Se disait d'une personne aimée. [2.415]
|
|
|
Proverb 4 | Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra, ny ambolo eny ambony ravina. [2.558 #2754]
|
|
|
Index |
|
|