Index |
|
|
|
Proverbs : atontona
|
|
|
Proverb 1 | Antitra natonton' olona, ka zara raha nahatana ny ainy. [2.558 #295]
Antitra natonton’ olona : zara raha mahatana ny ainy. [2.415 #1804, 2.653 #248]
|
French translation | Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [2.415 #1804]
|
French interpretation | Se disait de ceux qui étaient sans défense. [2.415 #1804]
|
|
|
Proverb 2 | Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran-ko rovitra; atontona malemy, atahorana tsy hadio. [2.653]
Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran-ko rovitra, atontona malemy, atahoran-tsy hadio. [2.558]
|
|
|
Proverb 3 | Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470]
|
|
|
Index |
|
|