|
|
|
|

Index

Proverbs : maratra

Proverb 1Adin-tsikidindrano ka misaraka tsy misy maratra. [2.415 #3366, 1.3]
Sikidindrano mifampitolona, ka misaraka tsy misy maratra. [2.558 #3881]
Sikidindrano mitolona: misaraka tsy misy maratra. [2.415 #3366, 2.653 #2894]
French translationDans les combats des népides ou punaises d' eau, il n' y a pas de blessé. [2.415 #3366]
French interpretationProcès sans résultat, dans lequel personne ne gagne ni ne perd. [2.415 #3366]

Proverb 2Veloma, ry sakaiza, tsy ho voan' ny an-tanan-tena anie, tsy haratra ny an-tanan' olona. [2.415 #4179]
Veloma ry sakaiza; tsy ho voan' ny an-tanan-tena anie, tsy haratran' ny an-tanan' olona. [2.165 #1149]
French translationAdieu, mon ami, ne te fais pas de mal, et ne souffre pas des autres. [2.415 #4179]
Au revoir, mon ami; puisses-tu ne pas te faire du mal par ta propre main, ni souffrir par la main des autres. [2.165 #1149]

Index