Entry (1/2) | 1 manelatra |
Root | 2 helatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa tselatra; mamirapiratra [1.1] |
Explanations in English |
5 to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper. [1.2] 6 to flash, to gleam brightly [1.7] |
Explanations in French |
7 briller, miroiter; faire des éclairs [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 11 manelatrelatra, manjelanjelatra, mangirangirana, mamirapiratra, mitselatra, mahajemby, mahajambena, manjelatra, mihalontralona, manjopelaka, manjopiaka, mamono maso, tomaratra, tomaratara, mangoratsaka, mipendrampendrana, mitarataratra, mangiaka |
Entry (2/2) | 12 mañelatra |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 15 mañelatra, manelatra, namelatra |
Updated on 2023/01/20 |