|
|
|
|

Entry1  amboanala (amboa)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  4  Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1]
Explanations in English  5  Generic name for lemurs. [1.2]
6  Indri (Indri indri) [2.233]
Explanations in French  7  Sorte de lémurien [1.19]
8  Lémur macaco [1.54]
9  Indri (Indri indri) [2.233]
Examples  10  Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#]
Synonyms  11  babakoto, endrina
hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  33  The Lemurs

Updated on 2023/03/19