|
|
|
|

Entry (1/4)1  angatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explanations in English  4  partiality [1.2, 1.7]
5  unfair dealing, unfair judgement
6  also false praise, flattery. [1.2]
7  unfairness [1.7]
Explanations in French  8  partialité, préférences [1.8]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Compound words 

Entry (2/4)15  angatra
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  lolo, avelo, fanahy [Betsimisaraka] [1.78]
18  matoatoa na lolo [Tanala] [1.78]
19  Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
Explanations in English  20  spirit, ghost, demon. [1.2]
21  a ghost [1.7]
Explanations in French  22  ambiroa [Merina] [2.165]
23  fantôme [1.8]
Vocabulary  24  Religions, Beliefs
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
Analogs  27  lolo, matoatoa
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word angatra
Quotes  32  Texts mentioning angatra

Entry (3/4)33  angatra
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
36  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explanations in English  37  gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
38  gonorrhea [1.7]
Explanations in French  39  blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulary  40  Health
Analogs  41  akohofotsy, ambaniana, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania
Compound words 

Entry (4/4)47  angatra
Part of speech  48  adjective
Explanations in Malagasy  49  maivana [Taimoro] [1.78]
Synonyms  50  miangatra

Anagrams  51  angatra, atranga

Updated on 2023/08/15