|
|
|
|

Entry (1/2)1  bandro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Jiolahy, mpangalatra sy mpandroba
Examples  4  Nanambady zazavavy iray hanao izay sitrako sy heveriko ho tsara aho, fa tsy hanao ny sitrapon-dray aman-dreniny, ka hitafa amin' ny bandro sy ny vehivavy janga! [2.5#]
Analogs  5  androvo, jirika

Entry (2/2)6  bandro
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] gidro
Explanations in English  9  [2.233] Lake Alaotra bamboo lemur, alaotran gentle lemur (Hapalemur griseus alaotrensis)
10  [2.233] hapalémur du lac Alaotra (Hapalemur griseus alaotrensis)
Explanations in French  11  [1.19] [Tankarana] espèce de lémurien minuscule.
Vocabulary  12  Zoology: mammals
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  91  The Lemurs

Updated on 2024/10/30