Entry (1/4) | 1 hanina (hana) |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy | 3 Tsakoina dia atelina: Hano ny varinao [1.1] |
Explanations in English | 4 to be eaten, to be devoured, to be consumed. [Fiji kana; Mal. makan; Tagala kain; Battak pahan.] see hinana, homana. [1.2]5 to be eaten; cf. hìnana; [1.7] |
Explanations in French | 6 qu'on mange [1.3, 1.8] |
Examples |
7 nohanin' ny saka ny hena (Le chat a mangé la viande) [1.3] 8 Tsy hohaniko io (Je ne mangerai pas cela) [1.3] 9 Ny hanina ho hanina, iny no asiana ody; [2.48] 10 Maniry hanina an-tenda toa amboa miambozon-koditra. [2.332] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word hanina |
Entry (2/4) | 17 hanina |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy | 19 Sakafo, nahandro: Tsy mbola azo omena hanina ity marary 20 lanina: Nohanin' ilay karilahy iny fotsiny ny volako [1.1] |
Explanations in English | 21 food, victuals, viands, nourishment [1.2]22 food, nourishment [1.7] |
Explanations in French | 23 nourriture, vivres [1.3, 1.8]24 aliments [1.3] |
Examples |
25 Tsy mahalatsaka hanina ny marary (Le malade est incapable de prendre de la nourriture) [1.3] 26 Tsy azo omen-kanina ny marary (Il ne faut pas donner à manger au malade, il faut le mettre à la diète) [1.3] |
Analogs | 27 sakafo, nahandro, fahana, kabaka, tsakotsako, tsakitsaky, fihinanam-be, fanasana, filerana, fibobohana, vatsy, odilolo, odiam-bavafo, vonjy fo, fo tsy aritra, sakafo ambany foitra, sakafo maivana, sakafo sikina, sakafom-borondolo, sakafon-tsorohitra, angaredona, tsindrin-tsakafo, halemana, fialemana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 45 Proverbs containing the word hanina |
Article |
46 Randzavola: hanina ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/4) | 47 hanina |
Part of speech | 48 noun |
Vocabulary |
49 Emotions |
Explanations in Malagasy | 50 Fahatsiarovana arahin' alahelo, embona: Ny hanina ny havana any lavitra [1.1] |
Explanations in English | 51 longing, eager desire, affection; regret. [1.2]52 longing, regret [1.7] |
Explanations in French | 53 regret, chagrin causé par la perte ou l'éloignement de ce qu'on aime [1.3]54 regret causé par l'éloignement [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 58 Proverbs containing the word hanina |
Entry (4/4) | 59 hañina |
Part of speech | 60 noun |
Vocabulary |
61 Meteorology |
Explanations in Malagasy | 62 rivotra [Sihanaka] [1.78] |
Anagrams | 63 hanina, hañina, hinana, hanina, hañina, hinana |
Updated on 2023/05/20 |