|
|
|
|

Entry1  herinandro
Elementary words  2  herina, andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io?
Explanations in English  5  [1.7] a week
Explanations in French  6  [1.8] une semaine
Examples  7  herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5#]
8  Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#]
9  Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#]
10  Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#]
Vocabulary  11  Time
Compound words 
Hyponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word herinandro

Updated on 2023/05/17