Entry |
mangatsiaka
(hatsiaka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý
[1.1]
|
Explanations in English | Cold, chilly, frigid. [1.2]
|
| Cold [1.7]
|
Explanations in French | Froid [1.8]
|
Examples |
1 | Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory.
[2.324]
|
2 | Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mangatsiaka |
Past : |
nangatsiaka |
Future : |
hangatsiaka |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Mangatsiaka
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | Petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
|
Vocabulary |
|