|
|
|
|

Entry (1/3)1  takalo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho [1.1]
4  Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1]
5  Endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13]
Explanations in English  6  Barter, exchange; that which is given in barter [1.7]
Explanations in French  7  échange, troc [1.3, 1.8, 1.13]
8  Ce qu'on donne en échange [1.8]
Examples  9  Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo. [2.293]
10  Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary [2.48]
11  Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana. [2.472]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Nouns :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word takalo

Entry (2/3)21  takalo
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  24  Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [1.1]

Entry (3/3)25  Takalo
Part of speech  26  name (book title)
Author  27  Vaviroa Marcelline
Publishings  28  Dodo vole, 2014. Height: 22cm. Width: 31cm

Anagrams  29  lakato, lotaka, takalo, tolaka

Updated on 2023/05/25