|
|
|
|

Entry1  vahoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
4  olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
5  Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007]
Explanations in English  6  the people; the citizens of a country [1.7]
Explanations in French  7  le peuple [1.3, 1.8]
8  les sujets d'un état
9  public [1.3]
10  citoyen d'un pays [1.8]
Examples  11  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
12  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
13  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298]
14  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298]
Vocabulary  15  Politique
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
Analogs  21  olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben' ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman' ahitra, ny miankandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word vahoaka
Quotes  34  Texts mentioning vahoaka

Anagrams  35  avahako, haovaka, havoaka, vahoaka

Updated on 2023/06/11