Entry | vazivazy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Joking, horseplay [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Jeu, plaisanterie; moquerie [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |