|
|
|
|

Entry1  vazivazy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra atao mba hihomehezana, hanaovana sangisangy; vosobosotra: Rakoto iny koa mba be vazivazy erỳ 4  Fanesoana, fanarabiana: Tsy lefitro intsony ny vazivazin' ise, ry Koto, ka atsaharo hatramin' ny masonandro androany [1.1]
Explanations in English  5  joking, horseplay [1.7]
Explanations in French  6  jeu, plaisanterie; moquerie [1.8]
Examples  7  vazivazy ny ahy, fa haninona hianareo no tsy handry andro aman alina! [2.324]
8  Tsy vazivazy fa tena fikasana masaka tao an-tsaiko izany. [2.471]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  kivazivazy, somonga, vosobosotra, sangisangy, kihanihany, kilalao, tsihanihany, safary, ala hamohamo, hatsikana, haikaika15  sangisangy zary tenany, sangy mihoatra ny loha, fanory16  kivalavala, hatsikana, katsikana, akisakisabe, hotsohotso, mpananihany, mpiaingiaingy, ariralahy, ariravavy, kapotsaka, mpiangano

Updated on 2020/07/31