|
|
|
|

Entry (1/2)1  very
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay 4  Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako 5  (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona 6  Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1]
Explanations in English  7  lost 8  reduced to slavery [1.7]
Explanations in French  9  perdu 10  (autrefois) réduit en esclavage [1.8]
Examples  11  Aiza izy no very? [1.318]
12  Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285]
13  Kapiteny, very isika! [2.471]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
16  Imperative :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Analogs  22  diso toerana, tsy hita, nafoy, sira latsaka andrano, very an-tsavony, very faty, very momoka, very poka, very sioka, very tadidy23  diso lalana, maniasia, mirenireny, tsy mahita lalana, voan' ny tamberintany
Compound words 
Titles 
Proverbs  36  Proverbs containing the word very

Entry (2/2)37  very
Part of speech  38  adverb
Explanations in Malagasy  39  tokoa [1.32, 1.17, 1.28]40  indrindra [1.32, 1.17]
Tables and plates  41  All the adverbs

Anagrams  42  revy, very

Updated on 2023/07/13