|
|
|
|

Entry (1/3)1  vily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :

Entry (2/3)9  vily
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  anaran-kazandrano kely madinika [Taisaka] [1.78]
12  Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo [Taimoro] [1.1]
Examples  13  Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [2.285#]
Vocabulary  14  Zoology: fishes

Entry (3/3)15  vily
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  voay [Mahafaly] [1.78]
Vocabulary  18  Zoology: reptiles, amphibians
Synonyms  19  fanantily, bemiohara, mavotay, ngetry, mamba, trimo, voae, voay

Updated on 2022/03/21