|
|
|
|

Index

Proverbs : arefarefa

Proverb 1Ilay manao mbay lalam-bady, ka ny an' olona aza hajaina, ka mainka ny an' ny tena. [2.415 #1279]
Ilay manao mbai-lalam-bady, koa ny an’ olona aza omem-boninahitra, ka ny any ny tena indray no tsy ho-hajaina. [2.653 #1119]
Ilay manao mbay lalam-bady, koa ny an' olona aza omem-boninahitra, ka ny an' ny tena indray no tsy hohajaina ! [2.415 #1280]
Ilay manao mbay lalam-bady : ny an' ny olona aza omem-boninahitra, ka ny an' ny tena indray ve no harefarefa. [2.558]
French translationMari qui demande pardon quand il passe devant sa femme : il donne bien des marques de respect à la femme des autres, et il n' en donnerait pas à sa propre femme ! [2.415 #1280]
Mari qui s' excuse en passant devant sa femme ; il le fait bien pour la femme des autres, à plus forte raison pour la sienne. [2.415 #1279]
French interpretationAllusion à la formule mbay lalana par laquelle on demandait la permission de passer devant quelqu'un ; ce proverbe disait le respect pour l'épouse ; au sens général : il faut avoir plus d' égards pour les siens que pour les étrangers. [2.415 #1279]
Il faut respecter son épouse. [2.415 #1280]

Proverb 2Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazana ny masaka ifotony ka ny soamaravo no arefarefa (tsy arovana). [2.558 #1420]
Ilazana ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no tsy ahina. [2.415 #6500, 2.653]
Ilazanao ny masaka ifotony, ka ny soamaravo no arefarefa. [2.165 #2313]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no arefarefa. [2.415 #3262]
Mahare ny masaka ifotony izy, ka ny efa soamaravo indray no tsy ahina. [2.415 #3262]
French translationIl entend parler de fruits mûrs sur pied, et il laisse ceux qui seraient bientôt mûrs. [2.415 #3262]
On l' avertit qu' il y a des fruits mûrs sur les arbres, mais il ne fait pas attention à ceux qui sont à peu près mûrs. [2.415 #6500]
French interpretationLaisser des affaires pour d' autres. [2.415 #3262]
Se disait de ceux qui profitent peu des avis qu' ils reçoivent. [2.415 #6500]

Proverb 3Rangahy niaro voatavo : ny malemy indray va no harefarefako ? [2.415 #1849, 2.653 #2746]
French translationVieux qui soigne ses citrouilles : comment négligerait-il ce qui est mou et convient à sa bouche édentée ? [2.415 #1849]
French interpretationSe disait des gens soignant bien leurs intérêts. [2.415 #1849]

Index