|
|
|
|

Index

Proverbs : mahavaky

Proverb 1Dihin-dRenibozy ka raha tsy mahavaky takotra tsy mijanona. [2.653, 2.415, 2.558]
French translationDanse de Renibozy : on ne s' arrête que lorsqu' on a brisé un couvercle de marmite. [2.415 #5528]
French interpretationSe disait de la joie bruyante qui finit toujours par quelque maladresse. [2.415 #5528]

Proverb 2Lambo harantana : miriorio tsy mahavaky vontaka. [1.147 #L9]

Proverb 3Manehoeho hoatry ny angaroha babo : raha maneno, mahavaky toby, kanjo nony izahana, kely. [2.415 #5702]
Manehoeho ohatra ny angaroa babo: maneno maneno mahavaky toby, kanjo nony zahana kely ihany. [2.558]
Manehoeho, ohatra ny angaroa babo : raha maneno, mahavaky toby ; kanjo nony izahana, kely. [2.653]
French translationRetentissant comme la conque marine prise en butin : quand elle sonne, son bruit disperse tout un camp ; mais quand on s' approche pour la voir, elle est bien petite. [2.415 #5702]
French interpretationDe loin c' est quelque chose. Je près ce n'est rien. [2.415 #5702]

Proverb 4Toy ny adin' ny mpivady : kely niandohana fa mahavaky vovonana. [2.558 #4245]

Proverb 5Toy ny tavy : izay mandray mahavaky. [2.415 #5878, 2.653]
Toy ny tavy, ka izay mandray mahavaky. [2.558 #4335]
French translationC' est comme un têt de pot cassé : qui le touche le brise. [2.415 #5878]
French interpretationFragilité des désirs. [2.415 #5878]

Proverb 6Vilahin-doso, sady tsy mahatevy ala no tsy mahadinika kitaina. [2.165]
Vilahin-doso : sady tsy mahatevy ala, tsy mahavaky kitay. [1.147 #V53]
Malagasy interpretationFamakin-doso: sady tsy mahakapa ala no tsy mahavaky kitay. + Lehibe loatra ny (vilahy) famakin-doso. i.e.: loso no vidiny. Mavesatra ikapan-kazo sy amakiana. [2.165]

Index