Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : saro-tahotra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza matahotra ny masony nefa Matahotra ny masony ka no Nahoana no saro-tahotra ny masony, ka tia vidy ny lohany ? [2.415 #6013, 2.653 #2066] Saro-tahotra ny masony ka te hividy ny lohany. [2.165 #1184, 1.1] Saro-tahotry ny masony, ka Saro-tahotry ny masony ka Saro-tahotry ny masony, ka tia vidy ny lohany. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny olona matahotra noho ny zavatra nataony ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Comment, ayant peur de l' oeil, prétendez-vous acheter la tête ? [2.415]
Il a peur des yeux du mouton, et il veut cependant en acheter la tête. [2.415 #3819] Vous craignez les yeux et vous voudriez acheter toute la tête! [2.165 #1184] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des fanfarons. [2.415 #6013]
Se disait des gens désireux d' une chose et qui ne se laissent pas arrêter par le danger ou la crainte ; se disait aussi des fanfarons et de ceux qui veulent avoir une chose sans se donner de peine pour l' obtenir. [2.415 #3819] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Saro-tahotra ny masony, ka tia vidy ny lohany. [2.653 #2871] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||