|
|
|
|

Entry1  mangataka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny
Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe.
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to beg
5  [1.2] to ask
6  [1.7] to ask for something
Explanations in French  7  [1.8] demander; mendier
Examples  8  [2.558] Kibo noana tsy mangataka andro.
9  [2.508] Koa mangataka olona aminao aho.
10  [2.314] Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana?
Root  11  hataka
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mitalaho, mihanta, miangavy, mierina, mitosy, miangola, miangoty, mitambitamby, mivavaka, miambezo, mitofendro, mitampesona, mikonetaka, mifendrofendro, mitomany ambony fe, milela-paladia, mananty an-tanan-droa, manao hatapiso, manao hata-maso, manao hatak' adala
Compound words 
Proverbs  32  Proverbs containing the word mangataka

Updated on 2024/12/11