|
|
|
|

Entry (1/10)1  hasina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  hery misy fahefana hanasoa na handresy, heverina ho misy ao amin' ny fanahy na olona na zavatra na toerana sasany, ka mahatonga azy hohajaina, hankatoavina, hatahorana. Ohatra: matahotra ny hasin' ny Zanahary sy ny razana ary ny Vazimba ny ntaolo, ka manaja azy ireo fatratra sy mivavaka taminy. Mbola misy tavela saiky eran' ny Nosy ny atao hoe tany masina sy hazomasina sy loharano masina ary biby masina koa. Samy ninoana sy natahorana ny hasin' ny andriana, ny ody ny ozona sy ny tsodrano [1.10]
4  Hery ananan' ny zavatra iray: Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo
5  Toetra ambony tsy azo tsiratsiraina, manome hery na fahefana mihoatra ny toetran' olombelona: Manan-kasina ny tanindrazana ~ Ninoan' ny Malagasy ny hasin' ny Mpanjaka
6  Haja, hamendrehana ananan' ny tsirairay: Maty hasina aho fa nodikain' ilay iny ny lohako
7  Hery, zo, sata, fandaitra [1.1]
Explanations in English  8  "mana" or sacred power; sanctity; virtue [1.7]
Explanations in French  9  vertu, force, puissance, la grâce, propriété naturelle ou surnaturelle, efficacité, vertu attachée à un objet, ce qui rend digne de respect [1.3]
10  vertu ou puissance mystique ou surnaturelle; sainteté [1.8]
11  Pouvoir surnaturel attribué à certaines plantes : Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo ity : cet arbre a le pouvoir, la vertu de guérir plusieurs maladies (R. P. Malzac). Ce mot racine souvent prononcé hasy a donné les mots mpimasy, omasy, ombiasy, noms dans les diverses régions des spécialistes du traitement par les plantes [1.196]
Examples  12  Nasain'Ilaidama nandoa hasina Andriambola, dia afaka. [2.298]
Vocabulary  13  Philosophy
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Synonyms  18  fandaitra, hery, sata, zo
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  28  Hasina (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs  29  Proverbs containing the word hasina

Entry (2/10)30  hasina
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  sira: Tsy ampy hasina ny laoka [1.1]
Explanations in French  33  sel, saveur, goût [1.3]

Entry (3/10)34  hasina
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  harikivy: tsy tamitamy ny hasiñ'io voangy io (tsy zaka ny harikivin'io voasary io) [Tanala] [1.78]

Entry (4/10)37  hasina
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  vidy, vidiny [Tambahoaka] [1.78]

Entry (5/10)40  hasina
Part of speech  41  noun
Explanations in Malagasy  42  Vola na zavatra hafa atao fanomezana amin' ny fotoana na toe-javatra sasantsasany: Hasin-jaza, hasin-tanana
43  Vola tsy vaky atolotra ny mpanjaka amin' ny fandroana ho fankatoavana ny maha-andriamanjaka azy: Niakatratany an-drova nanolotra ny hasina ho an' ny Mpanjaka isam-pirenena ny vahoaka
44  Vola nomena ny mpanjaka raha nisy raharaha toy ny fifampivarotana, ny fananganana na fanarianjaza... teo amin' ny fokonolona: Vola roa karazana no no-m en' izay nanan-d raharaha natao teo amin' ny fokonolona, dia ny hasina ho an' ny Andriamanjaka ary ny orimbato ho an' ny fokonolona [1.1]
Explanations in English  45  a ceremonial gift [1.7]
Explanations in French  46  cadeau rituel [1.8]
Compound words 
Article  50  Randzavola: hasina ao amin' ny Baiboly (=> hetra)

Entry (6/10)51  hasina
Part of speech  52  noun
Explanations in Malagasy  53  Fanolanana zavatra, toy ny kofehy, tady; fampihevingevenana, fandrotsirotsiana [1.1]
Explanations in French  54  action de rouler, comme en filant, en tordant des cordes
55  action de bercer, d'agiter, de balancer quelqu'un ou quelque chose dans un drap, une couverture, un hamac [1.3#223]
Derivatives 
56  Active verbs :
57  Passive verbs :

Entry (7/10)58  hasina
Part of speech  59  noun
Explanations in Malagasy  60  Ny ilany iray amin' ireo toa efitrefitra mielakelaka na misaratsaraka amin' ny zavatra iray: Hasim-boasary [1.1]
Explanations in French  61  (du malais asing) Nom donné aux compartiments de certains fruits ; exemple hasim-boasary : quartier d'une orange. Par extension, nom donné aux loges de l'ovaire dans une fleur. Le verbe mihasinkasina s'applique aux fruits qui se séparent en tranches ou quartiers comme l'orange, le citron, etc. Miefitra anatiny toa hasim-boasary : se séparer à l'intérieur comme les quartiers d'une orange ; au sens figuré, se dit des jeunes ménages qui s'isolent dans la grande famille patriarcale [1.196]
Derivatives 
62  Names :

Entry (8/10)63  hasina
Part of speech  64  noun
Explanations in Malagasy  65  Hazo tsy dia lehibe loatra, lava somary etiety velarana ny raviny, izay mitangorona eo amin' ny toerana iray, ka misandrahaka manodidina ny vatany (Dracoena augustofolia). Hazo fahita teo akaikin' ny fasam-bazimba na tamin' ny tanàna nonenan' ny Andriana fahiny koa ny hasina [1.1]
Explanations in French  66  Nom générique donné aux plantes considérées comme sacrées, magiques ; elles servaient à l'origine à délimiter l'espace approprié par l'homme de la nature sauvage où régnaient les forces occultes les plus dangereuses. Ce sont toujours des espèces qui se bouturent facilement, il suffit d'en casser une tige et de la ficher en terre pour que repousse un nouveau sujet. Dracaena angustifolia Roxb. est la principale espèce connue sous ce nom. Mais on l'attribue aussi à Dracaena reflexa Lam. et Dracaena xiphophylla Baker. (Asparagaceae) De nos jours les Malgaches pensent que ces plantes marquent les sépultures des anciens habitants dits vazimba ; ceux qui vivaient à l'époque où l'on ignorait l'esclavage et la division de la société en classes. On emploie surtout cette plante magique pour préparer l'ody tendrihatoka [Merina] [1.196]
Vocabulary  67  Botany
Compound words 
Scientific name 

Entry (9/10)70  hasina
Part of speech  71  noun
Explanations in English  72  the cotton plant or cotton. Same as landihazo [Betsileo] [1.2]
Explanations in French  73  (souvent prononcé hasy). Nom donné aux cotonniers : Gossypium arboreum L., Gossypium barbadense L., etc. (Malvaceae) et aussi à leur produit, le coton [Betsileo] [1.196]
Scientific name 

Entry (10/10)75  Hasina
Elementary words  76  hasina
Part of speech  77  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  78  Literature: poems
Author  79  Rabearivelo Jean-Joseph
Full text 
80  Fiançons aujourd'hui nos graves destinées
81  et qu'en l'azur nos chants aient une voix égale :
82  nos âmes sont pareillement infortunées
83  car nous avons perdu notre force ancestrale !

84  La terre qui nourrit tes vivaces racines,
85  les ramiers dont l'amour élit ta touffe sombre,
86  ni l'air bu ne sont pas ceux de tes origines,
87  et ta présence ici n'est que celle d'une ombre !

88  Quant à moi, fils des Rois d'une époque abolie,
89  reposant au rebord d'un tombeau qu'on oublie,
90  je chante d'une voix qui n'est pas de mes morts !

91  Mais, nous savons, palmier, vivant notre nouvelle
92  vie, avoir le front ceint de nos fleurs les plus belles

Anagrams  93  ahasin, asahin, hanisa, hasain, hasany, hasian, hasina, Hasina, hiasan, hisana, nahasi, nahisa, nasahi, nasahy, sahani, sahany, sahina

Updated on 2024/11/25