|
|
|
|

Entry (1/5)1  lava-
Part of speech  2  morphological form of lavaka

Entry (2/5)3  lava
Part of speech  4  adjective
Vocabulary  5  Time
6  Space
Explanations in Malagasy  7  Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany 8  Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1]
Explanations in English  9  long, tall; without interruption [1.2]10  long (of time and space) [1.7]
Explanations in French  11  long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Analogs  17  Avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, lava fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, mirijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Patronyms 
Toponyms 
Proverbs  52  Proverbs containing the word lava

Entry (3/5)53  lava
Part of speech  54  noun
Explanations in Malagasy  55  Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Morphology 
56  Simple :
57  Prefixed :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Entry (4/5)61  lava
Part of speech  62  noun
Vocabulary  63  Geology
Explanations in English  64  vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]

Entry (5/5)65  lava
Part of speech  66  morphological form of laver
Examples  67  Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)]

Anagrams  68  lava-, vala

Updated on 2023/07/02