Entry | 1 manohitra |
Root | 2 tohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany 5 [1.13] manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa |
Explanations in French |
6 [1.13] contrarier |
Examples |
7 Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#] 8 Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#] 9 Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mitohitra, maniho, mandà, misitra, mihenahena, mikahankahana, mihirihiry, mitsipaka, manipaka, mamaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianjona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manohitra |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |