|
|
|
|

Entry1  manohitra (tohitra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika 4  Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy 5  Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho 6  Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1]7  manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Explanations in French  8  contrarier [1.13]
Examples  9  Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#]
10  Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#]
11  Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mitohitra, maniho, mandà, misitra, mihenahena, mikahankahana, mihirihiry, mitsipaka, manipaka, mamaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianjona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manohitra

Anagrams  19  mahonitra, manohitra, matrohina, motrahina

Updated on 2023/10/26