Entry |
manohitra
(tohitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany
[1.1]
|
| Manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
|
Explanations in French | Contrarier [1.13]
|
Examples |
1 | Koa raha manohitra izy dia miady.
[1.436]
|
2 | Izay manohitra afatory, agigigigio;
[2.357]
|
3 | Kanefa misy setriny manohitra izany.
[1.38]
|
|
Morphology |
Present : |
manohitra |
Past : |
nanohitra |
Future : |
hanohitra |
Imperative : |
manohera |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|