|
|
|
|

Entry1  mihazakazaka (hazakazaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy 4  Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely [1.1]
Explanations in English  5  to run [1.2, 1.7]6  to gallop [1.2]7  to race [1.7]
Explanations in French  8  courir [1.3#229, 1.8]9  galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3#229]10  demander secours, avoir recours à [1.3#229]
Examples  11  Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano: [2.324]
12  Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470]
13  mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  mandainday, mandeha haingana, mandeha toy ny tadio, mandeha toy ny tselatra, mandeha toy ny sitimo, mirimorimo, mimaona, miriotra, mirifatra, mitsoriaka, mikaretsaka, mandrivotra, mirintona, mirodorodo, miridana, mirotoroto, midodododo, miritirity, manidina, manao antsaikona, manao rarangy, manao tongomalady, manao tongotra an-katoka
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mihazakazaka

Updated on 2023/01/20