|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihinana (hinana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy 4  Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina 5  Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny 6  Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1]
Explanations in English  7  to eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
Explanations in French  8  manger; consommer; détourner des fonds [1.8]9  manger [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293]
11  Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470]
12  Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana18  Miharaka
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mihinana

Entry (2/2)21  mihinàna (hinana)
Part of speech  22  imperative of active verb mihinana
Explanations in Malagasy  23  [1.1]
Explanations in French  24  [1.3]
Tables and plates  25  All the active imperatives

Anagrams  26  mihinana, mihinàna, mihinana, mihinàna

Updated on 2023/01/20