|
|
|
|

Entry (1/3)1  misalasala
Root  2  salasala
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
5  Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1]
Explanations in English  6  to be in doubt, to hesitate [1.7]
Explanations in French  7  être dans le doute, hésiter [1.8]
Examples  8  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Vocabulary  9  Philosophy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  miahanahana, miroahana, mihambahamba, miherohero, miahotrahotra, miambakavaka, sanganehana, vaka, sadaika, sakodiavatra, haingihaingy, somaingisaingy, hangihangy, tsy tapa-kevitra, varakahaka, very fanahy, miroa saina, miroa hevitra, miroahana, miroanahana, mamokehana, mangezaheza, miakoriasa, mihambahamba, miambatrambatra, mihabahaba, mihazohazo, miahotrahotra, mihelohelo, miherohero

Entry (2/3)15  misalasala
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  maniry soa [Taisaka] [1.78]

Entry (3/3)18  misalasalà
Root  19  salasala
Part of speech  20  imperative of active verb misalasala [Full list]
Explanations in Malagasy  21  [1.1]
Explanations in French  22  [1.3]

Anagrams  23  isalasalam, misalasalà, misalasala, salasalaim

Updated on 2023/01/20