Entry |
misalasala
(salasala)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
[1.1]
|
Explanations in English | To be in doubt, to hesitate [1.7]
|
Explanations in French | être dans le doute, hésiter [1.8]
|
Examples | Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
[2.499]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
misalasala |
Past : |
nisalasala |
Future : |
hisalasala |
Imperative : |
misalasalà |
|
|
Entry |
misalasala
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Maniry soa [1.78]
|
|
Entry |
misalasalà
(salasala)
|
Part of speech | imperative of active verb misalasala
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|