|
|
|
|

Entry (1/5)1  ray
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
4  aba [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] [1.78]
5  ada [Provincial] [1.2]
6  baba [Betsimisaraka] [1.78]
7  dada [1.1]
8  ikaky [1.7]
9  kaky [Tankarana] [1.19]
Explanations in English  10  father [1.2, 1.7]
Explanations in French  11  père [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5]
12  oncle [1.3#500, 1.5]
13  beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3#500]
Vocabulary  14  Relationships: family
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Synonyms  17  aba, ada, baba, dada, ikaky
Analogs  18  andryiankinana, hajasyvoninahitra, kiadysyvoninahitra, lanyvoamenazato, lanysikajyarivo, vatonandiavana
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Proverbs  38  Proverbs containing the word ray

Entry (2/5)39  ray
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  Kasika: Zaza tia ray
42  Fakana zavatra amin' ny tanana
43  Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Explanations in French  44  action de saisir avec la main [1.3#500, 1.5]
45  action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3#500]
Derivatives 
46  Active verbs :
47  Passive verbs :
48  Relative verbs :
49  Names :
50  Adjectives :
Synonyms  51  rairay

Entry (3/5)52  ray
Part of speech  53  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  54  Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
Explanations in French  55  pour ry : Ray olona! (Ô peuple!) [1.3]

Entry (4/5)56  ray
Part of speech  57  adjective
Explanations in Malagasy  58  Fanononana haingana ny Iray [1.1]

Entry (5/5)59  ray    
Part of speech  60  noun
Explanations in English  61  tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]

Anagrams  62  ari, ary, arỳ, àry, irà, ira, ray, ria

Updated on 2023/06/12