|
|
|
|

Entry1  mamitaka
Root  2  fitaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manambaka: Aza mamitaka ny bado
Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny
Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo
mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manaosolia, manaosombia, manaosombe, manomevohony, manomevohondambo, manaoantohimamba, mandainga, manaomarinatsyto, manomefitaka, manomelainga, manambaka, mivarotrasakabeloha, manolobatomafana, manaovarodraikiraiky, mamahandalitra, mamahandainga, manaohosoka, manaotsipandrifandry, maniadika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manaorononoantavy, mampidibingo, mampidikizo, mampiditraaminnyety, mampiditraaminnymaizina, manaolongoamitotobozaka, mahavoafitaka, manodoka
Explanations in English  5  [1.2] to deceive, to cheat, to impose on.
6  [1.7] to defraud, to beguile
Explanations in French  7  [1.8] tromper, frauder
Examples  8  Misy mamitaka ireny. [2.4#]
9  mamitaka antsika ny fijerintsika. [1.369#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word mamitaka

Anagrams  15  mamataky, mamitaka

Updated on 2025/02/02