Entry | mandositra (lositra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To run away from; to flee [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Fuir, s'enfuir de [1.8] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mandositra | ||||||||
Anagrams | mandositra, mandrotsia |
Updated on 2023/08/11 |