|
|
|
|

Entry1  mandositra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo
Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina
Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao
Explanations in English  4  [1.7] to run away from; to flee
Explanations in French  5  [1.8] fuir, s'enfuir de
Examples  6  [2.5#] mandositra ny fakampanahy aho!
7  [2.471#] Nahoana ianao no mandositra ahy?
8  [2.528#] Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra!
Root  9  lositra
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  midify, milefa, mitsoaka, mitsoriaka, miporitsaka, mivoaka, miriotra, mirifatra, manavotra aina, manao tsoa-pe, manao kaovasy, manao rarangy, manao tongotra an-katoka, manao vezamaimbo, riatra mandositra, vaky mandositra, vaky bao, vaky tady, tapa-kofehy, tsy tana, madio ny rano nitany, miridana, milomay, lasa any an-dakira, lasa any banty, lasa any am-parakatsakatsaka, manao tsipy kely, manary basy, manifi-drano, mitakidingina, manary, manjavona
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mandositra

Anagrams  19  androtsiam, mandositra, mandrotsia

Updated on 2025/01/21