|
|
|
|

Entry (1/2)1  mankalaza
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy
Explanations in English  4  [1.2] to glorify, to exalt
to report a person as having been guilty of some bad deed
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] publier, glorifier
6  [1.3] solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait)
Examples  7  [2.508#35] Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra.
8  [2.113#] Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara.
Root  9  laza
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mandaza, midera, manome voninahitra, manome laza, mankasitraka, manaja, mandritika, mihoby, manakora, mitehaka, manondrotra, mananoano, manandratra, mampakatra, manambony, manangana, manangitrangy, mananampempa, manantoana, manandratsandratra, manandriana, manajohary, mitsoaka

Entry (2/2)15  mankalazĂ 
Part of speech  16  imperative of active verb mankalaza [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]
Root  19  laza

Anagrams  20  ankalazam, mankalaza, mankalazĂ 

Updated on 2025/04/19