Entry 1/6 |
ra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1]
|
Explanations in English | Blood [1.7]
|
Explanations in French | Le sang [1.3]
|
| Sang [1.8]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
ra,
rako,
ranao,
rany,
rantsika,
ranay,
ranareo,
ran',
ran-,
ram- |
Prefixed : |
-dra,
-drako,
-dranao,
-drany,
-drantsika,
-dranay,
-dranareo,
-dran',
-dran-,
-dram- |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry 2/6 |
ra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
zavatra
[1.78]
|
|
Entry 3/6 |
~ra~
|
Part of speech | infix
|
|
Entry 4/6 |
ra-
|
Part of speech | article
|
Explanations in Malagasy | Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1]
|
Explanations in English | A personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2]
|
| Prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7]
|
Explanations in French | Préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8]
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Patronyms |
|
|
Entry 5/6 |
ra
|
Part of speech | particule
|
Explanations in English | [Provincial]
An interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) See va,
moa
[1.2]
|
Compound words |
|
|
Entry 6/6 |
Ra
|
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Radiôma [1.66]
|
| Singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explanations in English | Radium [3.1]
|
Vocabulary |
|