|
|
|
|

Entry1  lamosina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] the back
5  [1.2] [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back]
Explanations in French  6  [1.3#382, 1.8] le dos
Examples  7  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
8  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
9  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Vocabulary  10  Biology
Derivatives 
11  Adverbs :
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  37  Proverbs containing the word lamosina

Anagrams  38  lamosina, salamony

Updated on 2024/10/30